|
|
|
|

Entry1  manao bodo ngerona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manao, bodo, ngerona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mitana zavatr' olona ka tsy mety mamerina na inona na inona atao azy

Updated on 2024/12/07